Teny iditra | 1 miala safay |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] (manaoalasafay no fampiasa matetika indrindra) Manao kely foana fa tsy tena manao mba ho fialana tsiny fotsiny: Oadray! ry Koto, izao ve mba fafa trano e! niala safay fotsiny ianao fa tsy tena namafa |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to trifle, to act perfunctorily, to do a thing for mere appearance's sake. 5 [1.7] to work for appearance's sake only |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] travailler pour la bonne forme seulement |
Singan-teny | 7 miala, safay |
Tovy hevitra | 8 manao alasafay, misafay |
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny miala safay io |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |